Tonga i le DAMA nibako gilita, (2 fois)
Gilita manjabe, gilita ngôdabe,
Ny tanany ankavia
Dia toy ny mandihindihy
Mitendry ny Gilita ho an’iha
Ity tanako ity mba tiako (2 fois)
Hitendry gitara e
Tonga i lery nibako viavy (2 fois)
Viavy manja be, tena doko be,
Ny tanany ankavia,
Dia toy ny mandihindihy
Mitety ny lamosinindry,
Ity tanako ity mba tiako (2 fois)
Hamihina anao e…